FPVM ARGENTEUIL

Fiangonana Protestanta Vaovao eto Madagasikara (France-Europe)



        Toy izao indray ny fandaharam-potoana manaraka: 

Alahady 21 May 2017

  • FIANGONANA:
    Tsy misy ny fotoam-pivavahana ny alahady 21 May izao noho ny tsy fahazoana ny trano fiangonana, misy kosa ireo fiangonantsika rahavavy misokatra ho antsika.

  •  SEKOLY ALAHADY:  
    Tsy misy ny fianaran’ny Sekoly Alahady ny alahady 21 May izao.

  • KATEKOMENA:
    Tsy misy ny fianaran’ny Katekomena ny alahady 21 May izao.

  • CHORALE:
     Tsy misy ny famerenan-kira ny Chorale ny sabotsy 20 May izao.

 


  •   MPIANDRY SY MPIOMANA:
        Misy ny fianaran’ny Mpiomana ny zoma 19 May izao, @ alalan’ny skype  no hifandraisana @ izany (mpiomana argenteuil) , manomboka @ 20h00 ny fotoana ary ny asabotsy 20 May dia misy ny fianarana ho an’ny mpiomana hotokanana irery ihany, manomboka @ 16h00, ny toerana hanaovana izany dia ao @  42 rue Saint Hilaire, 94210 La Varenne Saint-Maur ihany – RER A: La Varenne Chennevières (salle cour 1er étage).
Ny hafatra ho an’ny Mpiandry sy ny Mpiomana rehetra t@ ity taona ity dia hitantsika ao @ Joba 34: 21-28 .

  •        FIFOHAZANA:
 Hilazàna isika Fiangonana fa ny Fotoam-pifohazana izay atao isaky ny Alarobia dia mitohy ny alarobia izao, ny toerana dia ao @  42 rue Saint Hilaire, 94210 La Varenne Saint-Maur ihany – RER A: La Varenne Chennevières (salle cour 1er étage), manomboka @ 20h00 ny fotoana.

 


Marihina moa fa afaka henoinao sy ho hitanao eto amin’ny tranokalan’ny Fiangonana ny fotoana rehetra sy ireo Toriteny isaky ny alahady (Pejy Tenin’Andriamanitra)
Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.
Alitara

 

 

 

Copyright © 2015 - FPVM